Vonjy

Nanomboka tamin’ny taona 1996 ny tarika ,
nanao concert tao @ amphi théâtre Ampefiloha sady namoaka ny album voalohany
nitondra ny loha-teny hoe « tsy miova Jesosy »

Misy 18 ny isan’ny mpikambana ao anatin’ny tarika,
ary mbola ao avokoa ny mpikambana rehetra hatramin’izao, fa nisy iray no efa maty.

Musiciens
5, mpihira 9 mianadahy ,mpandihy 4 mirahavavy.

  • 1999 no nivoaka ny album faha-2 mitondra ny
    loha-teny hoe “ tarigetra tsara ny mihira”
  • 2001 no nivoaka ny album faha-3 mitondra ny loha-teny
    hoe “ nandondona” ( marihina fa ireo album 3 ireo dia voarakitra anaty k7
    avokoa ary misy hira 12 avy ao anatiny)
  • 2004 no nivoaka ny album faha-4 nitondra ny
    loha-teny hoe “ loharanom-pifaliana” (voarakitra anaty cd sy k7)
  • 2005 no nivoaka ny vcd volume 1 ( misy hira 8
    ao anatiny)
  • 2007 no nivoaka ny vcd volume 2 ( misy hira 9
    ao anatiny)

Ny
mpamorona ny hira moa dia i Vonjy avokoa ,fa ny arrangement no iarahany miasa @
musiciens hafa @ ankamaroan’ny hira .

Ny
zava-maneno tendren’i Vonjy dia clavier na piano ary guitare .

I Vonjy
dia manam-bady ary manan-janaka iray.