Teknolojia

Efa natsidika teto ihany ity vaovao ity hoe hamerina an-tsehatra ny Nokia 3310 ny HDM Global . Ka dia toy izao izany izy amin'ny endriny vaovao :... plus
Mbola tsy isika any Madagasikara aloha no afaka manana ity "application" ity. Rizareo ao Dubai toa efa nanana efa taona vitsivitsy izay, dia... plus
Tsy hoe tsaho akory fa resaka efa natsidiky ny gazety Venturebeat , izay loharanom-baovao azo atokisana, fa manana fikasana hamerina ny Nokia 3310 ny... plus
Efa 13 taona androany sahady izany no nitondran'i Mark Zuckerberg fiovana maro tamin'ny andavanandrontsika, ny fomba fifandraisantsika amin'ny... plus
Araka ny fikarohana nataon’ny manam-pahaizana soisa vitsivitsy dia azo atao ankehitriny ny mamaky ny ao an-tsain’ireo olona tsy afa- mihetsika... plus
Niseho tamin'ny takelaka rosiana iray tamin'iny herinandro lasa iny fa nisy kaonty Google maherin'ny 5 tapitrisa no fantatra ny tenimiafina ao aminy... plus
Nisokatra ny 28 jiona lasa teo ny tolotra iray antsoina hoe Google+ (G+). Mbola vaovao ho an'ny maro tokoa ity G+ ity na dia efa ela aza no... plus