Vaovao hafa

Nanao fanambarana ny Printsy Henrik an'i Danimarka fa raha tonga ny andro hahafatesany dia tsy any amin'ny fasana hisy ny Mpanjakavavy Margrethe II...plus
I Torch Tower dia isan'ny trano mijoalajoala avo indrindra ao Dubai : 337 metatra ny haavony ary misy rihana 79. Nirehitra izy alina (alakamisy...plus
Anatin'ny fankalazan'ny ozinina mpamokatra fiara Renault ny fahaefapolo taona nandraisany anjara amin'ny Formule1 ity andrana familiana "The Ultimate...plus
Tapitra teo ny tantaram-pitiavan'i Olga Pronina sy ny soavaly vý-ny. Olga, tovovavy rosiana fantatra amin'ny solon'anarana #monika9422 eo amin'ny...plus
Nanomboka tamin'ny taona 2011 no nanao andri-maso ity vaingandranomandry any amin'ny tendrontany atsimo​ ity ny manam-pahaizana noho izy efa...plus
Tamin'ny alalan'ny siokam-boronkeliny no nampahafantaran'i Cristiano Ronaldo an'izao tontolo izao ny fahatongavan'izy mianadahy kambana, i Mateo sy...plus
Lasa gorisagorisa sisa no niafaran'ny fifaninana soavaly vý tao Le Mans androany 21 mey, raha vao fihodinana voalohany fotsiny, noho ny menaka...plus
Mba tandremo ihany ny fanafody na fitaovana ampiasaina raha hanapa-kevitra hanala ny havatsa amin'ny hoditra fa loza ny nahazo an'i Pasuda , tovovavy...plus
Mety tsy hanaitra satria tsy mbola rentsika hoe iza i Ferdinand Monoyer kanefa dia maso maro no efa nosedraina tamin'ny fitaovana noforoniny...plus
Hindenburg dia "dirigeable" lehibe indrindra vitan'ny orinasa alemaina Zeppelin. 240 metatra ny halavany (raha 269 metatra ny halavan'ny sambo...plus
Neken'ny Vatican omaly 4 mey ny martirin'i ramose Lucien Botovasoa , mpampianatra tany Vohipeno, maty niaro ny finoany. Teraka tamin'ny taona 1908...plus
Tonga soa etý an-tany i Dexter, zanak'i Lucy Hellein any Etazonia, ary mbola teny an-tànany ny fitaovana fanabeazana aizana nampiasain-dreniny, irony...plus
Tao Emory, Texas ity tantara. Niaiky an’i Duston Holloway daholo ihany ny mpiseran’ny aterineto fa voafehiny ny hatezerany raha nody tao an-trano izy...plus
Hofany herintaona no fanomezana natolotry ny Papa François ho an'ny Fikambanana iray mikarakara ampahan'ny morom-dranomasina iray eny Focene, tsy...plus
Tamin'ny 23 aprily lasa teo no nitsoka ny laboziany voalohany i Kalani sy Jarani , kambana mirahavavy fa tsy mitovy fihodirana mipetraka any Illinois...plus
Nanomboka tamin'ny 20 aprily teo dia noraran'ny Fitsarana Faratampony ao Moscou ny antokom-pinoana Vavolombelon'i Jehovah ao Russie noho izy heverina...plus
Tsy mba natao ho an'ireo saro-panina ity dobo filomanosana ao amin'ny Market Square Tower ao Houston (Texas) ity. Eny amin'ny rihana faha-42 no misy...plus
Nandritra ny vaovao an-tsary tao amin'ny IBC24 , fahitalavitra tsy miankina any Chhattisgarh (India), i Supreet Kaur no nandray ny vaovaon'ny lozam-...plus
Tantaran'ireo ankizy mitozo mianatra ny dihy klasika ao Kibera, faritra atsimon'i Nairobi, renivohitr'i Kenya izy ity. Ny hahalalana an'i Kibera dia...plus
Na dia ny "La Marseillaise" aza no nanakoako tany Sofia, renivohitr'i Bulgarie, dia mbola mirehareha hatrany isika Malagasy satria dia Tiavo...plus