Vaovao hafa

Any Angleterre any ankehitriny dia misy tolotr’asa ho an’ny mpandala ny vita nanahary ka maniry ny hiasa miboridana tanteraka. Tsara ny karama satria...plus
​ Ny Agro-Main-Ville ao Romainville (Paris) dia tetikasa izay mikendry indrindra ny hamokarana sy hamatsiana legioma isan'andro ny tanàn-dehibe​...plus
Tsy maka lagy, tsy be tatasiaka fa mamaly bontana fotsiny mba tsy handaniana andro sy jiro amin'ny fifandonan-kevitra tsy mitera-bokatsoa valin-...plus
Omaly asabotsy 21 janoary tamin'ny 9 ora sy fahatelony alina (GMT) no niondrana tanatin'ny fiaramanidina hitondra azy an-tsesitany any Guinée...plus
Mpianatra romena 16 no namoy ny aina tao Verona, Italia avaratra, ny alin'ny 20 janoary lasa teo, raha niharan-doza ka nirehitra mihitsy ny fiarabe...plus
Dia nohavaozina androany izany ny vaovao.org. Misaotra antsika izay mpankafy hatrany.plus
Teo am-panomanana rakikira vaovao i George Michael raha nindaosin'ny fahafatesana tamin'ny volana desambra iny. " Misy hira iray tena nifantohany...plus
Nihofahofa nanomboka omaly ao amin'ny masoivohom-pirenena amerikana eny Antehiroka, Antananarivo ny saina miloko avana, taorian'ny vono-olona...plus
Nodimandry teo amin'ny faha 57 taonany ny alakamisy 21 aprily 2016 teo i Prince izay mpihira nanan-danja lehibe teo amin'ny tantaran'ny mozika. Nanao...plus
Efa elaela no nahenoana ny sarimihetsika Wrong Connection fa amin'izao dia navoakan'ny mpanatontosa azy tamin'ny Youtube izy ary azon'ny rehetra...plus
Niseho tamin'ny takelaka rosiana iray tamin'iny herinandro lasa iny fa nisy kaonty Google maherin'ny 5 tapitrisa no fantatra ny tenimiafina ao aminy...plus
Nianjera vokatry ny andro ratsy tamin'ny 13 aogositra 2014 lasa teo ny fiaramanidina manokana nitondra an'i Eduardo Campos, izay kandidà natolotry ny...plus
Nanaitra tokoa ny nahita ny nahatongavan'ny tafika hanampy ireo mpitandro filaminana ao amin'ny tananan'i Ferguson, Missouri any Etazonia tamin'ny...plus
Nandritra ny dia tamin'ny fiverenan'ny Papa Fransoà avy any Korea atsimo dia nanao valandresaka ho an'ny mpanao gazety teny ambony fiaramanidina...plus
Nisokatra ny 28 jiona lasa teo ny tolotra iray antsoina hoe Google+ (G+). Mbola vaovao ho an'ny maro tokoa ity G+ ity na dia efa ela aza no...plus
Mampatahotra ny maro satria natao fampitahorana tato ho ato ny hoe « mihamafana ny tany » ka mety ho loza no iafarany. Ho an’ny sarambabem-bahoaka...plus
Malaza ka be mpitsidika sy mpampiasa ny tambazotran-tranonkala Facebook. Isan’ireo ataontsika hoe andrarezin’ny serasera eran’izao tontolo izao...plus