Vaovao hafa

Lahisitè inona ny eto Madagasikara ? [*] Ny alahady 29 janoary, teo amin’ny kianjan’i Mahamasina-Antananarivo, dia nisy lamesa lehibe notarihin’ny...plus
Peta-drindrina manohitra ny Papa Ray Masina no nanaitra vao maraina ny mponin'i Roma ny sabotsy 4 febroary teo. Sarin'i Papa François mikentrona sy...plus
​ Nampihetsi-po ny nahita ity tantaran'i Hope ity. Zazalahy kely nizeriana tokony ho 2 taona teo ho eo, narian-dreniny teny an-dalàna fa mpamosavy...plus
Efa 13 taona androany sahady izany no nitondran'i Mark Zuckerberg fiovana maro tamin'ny andavanandrontsika, ny fomba fifandraisantsika amin'ny...plus
​Fahatsiarovana ny andro nahaterahan'i ​Jacques Prévert anio. Poeta frantsay izy sady mpanoratra tantara​ ho an'ny sarimihetsika ihany koa. Teraka ny...plus
Manoloana ny hevitra sy fihetsik'i Donald Trump momba ireo mpifindra monina sy mpitsoa-ponenana mankany Amerika dia gazety lehib e roa no namoaka...plus
Miketrika mafy amin'ny resaka serasera sy fifandraisana mihitsy ny olo-malaza rehefa miditra amin'ny sosialim-pifandraisana hilaza ny mombamomba azy...plus
Araka ny fikarohana nataon’ny manam-pahaizana soisa vitsivitsy dia azo atao ankehitriny ny mamaky ny ao an-tsain’ireo olona tsy afa- mihetsika...plus
“ Ny eritreritro teo am-panaovana azy ity , hoy i Emma Krenzer , tovovavy amerikana 19 taona, dia hampisehoana ny fiantraikan’ny fikasihana olona...plus
Tany amin'ny taona 50' dia fianakaviana roanjato avy tao La Réunion no nangatahana nandeha niasa ny tany tany amin'ny faritr'i Sakay. Roapolo taona...plus
Misy akony eo amin'ny vatan'olombelona ny fipetrahana maharitra eny amin'ny habakabaka. Voamarina tamin'ny fiverenan'i Scott Kelly tety amin'ny...plus
Araka ny Lalàm-panorenana; Araka ny Fifanarahana Momba ny Fanafoanana ny endrika rehetra isehoan'ny fanavakavahana ny vehivavy; Araka ny Fifanarahana...plus
Any Angleterre any ankehitriny dia misy tolotr’asa ho an’ny mpandala ny vita nanahary ka maniry ny hiasa miboridana tanteraka. Tsara ny karama satria...plus
​ Ny Agro-Main-Ville ao Romainville (Paris) dia tetikasa izay mikendry indrindra ny hamokarana sy hamatsiana legioma isan'andro ny tanàn-dehibe​...plus
Tsy maka lagy, tsy be tatasiaka fa mamaly bontana fotsiny mba tsy handaniana andro sy jiro amin'ny fifandonan-kevitra tsy mitera-bokatsoa valin-...plus
Omaly asabotsy 21 janoary tamin'ny 9 ora sy fahatelony alina (GMT) no niondrana tanatin'ny fiaramanidina hitondra azy an-tsesitany any Guinée...plus
Mpianatra romena 16 no namoy ny aina tao Verona, Italia avaratra, ny alin'ny 20 janoary lasa teo, raha niharan-doza ka nirehitra mihitsy ny fiarabe...plus
Dia nohavaozina androany izany ny vaovao.org. Misaotra antsika izay mpankafy hatrany.plus
Teo am-panomanana rakikira vaovao i George Michael raha nindaosin'ny fahafatesana tamin'ny volana desambra iny. " Misy hira iray tena nifantohany...plus
Nihofahofa nanomboka omaly ao amin'ny masoivohom-pirenena amerikana eny Antehiroka, Antananarivo ny saina miloko avana, taorian'ny vono-olona...plus