Vaovao hafa

Nisy fihaonana eoropeana nataon'ny Fikambanana Iraisam-pirenena momba ny Fitsaboana teny amin'ny Vatican ny 16 sy 17 novambra lasa teo. Roa andro...plus
Ngidiny sisa no tavela ao am-bavan'ny mpankafý lalao kitra italiana : tsy tafiditra anatin'ireo hamonjy ny fiadiana ny amboara eran-tany any Russie...plus
Natolotra ny Lehiben'ny Holafitry ny Polisy ao Dubai, Major-General Abdullah Khalifa Al Marri, ny mari-pankasitrahana tamin'ny nandrombahan'ny...plus
Raha niresaka tamin'ny mpanao gazetin'ny RFI ny ministry ny Fahasalamana, Mamy Lalatiana Andriamanarivo, tamin'ny 8 oktobra 2017 dia nanambara fa efa...plus
Tamin'ny volana jolay 2017 iny no nahatontosa ny fianihana an'i Mora Mora , ao amin'ny lemak'i Tsaranoro (​Fianarantsoa) i Edu Marin sy Sasha...plus
Manoloana ny olana eo amin'ny tsy fahampian'ny toerana hanorenana trano intsony an-tanàn-dehibe dia toy izao no hevitra hitan'i Fernando Abellanas...plus
Nandritra ny fanakona-masoandro noho ny fandalovan'ny volana teo anoloany ny 21 août lasa teo dia azon'i Joel Kowsky sary tamin'ny tsy nampoizina ny...plus
Nandritra ny fifaninanana iraisam-pirenena amin'ny taranja lomano tany Budapest - ny World Masters Championships - dia tsy nitsoraka toy ny rehetra i...plus
Na dia fanta-daza fa isan'ny havanana amin'ny fanodinana sarimihetsika mahavalalanina aza i Tom Cruise, ary na dia efa tanatin'ny herintaona aza no...plus
Ho an'izay mbola tsy lany haika ka milaza fa mbola toy ny toetr'andro taloha ihany ny ankehitriny. Fanazavana an-tsary tsotsotra avy amin'i Antti...plus
Justin Gatlin (sary : Michael Steele) Niondrika teo anoloan'i Justin Gatlin i Usain Bolt tamin'ny fifaninanana ny ho tompon-daka eran-tany amin'ny...plus
Sahirana ny mpanatrika ny fampisehoana, tsy hay intsony izay tiana hojerena na ny artista erý ambony sehatra na i Holy Maniatty mpandika teny ho an'...plus
Nanao fanambarana ny Printsy Henrik an'i Danimarka fa raha tonga ny andro hahafatesany dia tsy any amin'ny fasana hisy ny Mpanjakavavy Margrethe II...plus
I Torch Tower dia isan'ny trano mijoalajoala avo indrindra ao Dubai : 337 metatra ny haavony ary misy rihana 79. Nirehitra izy alina (alakamisy...plus
Anatin'ny fankalazan'ny ozinina mpamokatra fiara Renault ny fahaefapolo taona nandraisany anjara amin'ny Formule1 ity andrana familiana "The Ultimate...plus
Tapitra teo ny tantaram-pitiavan'i Olga Pronina sy ny soavaly vý-ny. Olga, tovovavy rosiana fantatra amin'ny solon'anarana #monika9422 eo amin'ny...plus
Nanomboka tamin'ny taona 2011 no nanao andri-maso ity vaingandranomandry any amin'ny tendrontany atsimo​ ity ny manam-pahaizana noho izy efa...plus
Tamin'ny alalan'ny siokam-boronkeliny no nampahafantaran'i Cristiano Ronaldo an'izao tontolo izao ny fahatongavan'izy mianadahy kambana, i Mateo sy...plus
Lasa gorisagorisa sisa no niafaran'ny fifaninana soavaly vý tao Le Mans androany 21 mey, raha vao fihodinana voalohany fotsiny, noho ny menaka...plus
Mba tandremo ihany ny fanafody na fitaovana ampiasaina raha hanapa-kevitra hanala ny havatsa amin'ny hoditra fa loza ny nahazo an'i Pasuda , tovovavy...plus