Mpanakanto

I Rakotonirina Mamy Thierry izay mitondra ny solon'anarana hoe "Skual" dia teraka Tao Namontana ny 23 Fevrier 1993. Nianatra tao amin'ny sekolin-dry... plus
Malalatiana Kiriah antsoin’ny mpanakanto hoe Kiriah dia voataiza tanteraka tao anatin’ny tontolon’ny zava-kanto : hira, dihy, hoso-doko … ary... plus
Volavie no anarana nofidiako ho entina eo amin’ny sehatry ny kanto. Vola satria sombiny notsoahina tamin’ny fanampin’anarako, vola satria hozatry ny... plus
Tarika Tija Tamin’ny Novambra 2009 no niforonan’ ny tarika Tija teto Minneapolis, tao aorian’ny resaka izay nifanaovanay mpinamana 3 izay samy tia... plus
Nivoaka soa aman-tsara tamin'ity volana Jolay ity ny raki-kira voalohany ny tarika NJATO. Mirakitra hira 10 izay ahitana sokajiny maromaro ary... plus
Mamy Brunette,iza moa ianao? Avy any amin'ny faritra atsimo atsinanana ny madagasikara aho.Izany hoe avy ao Manakara ny tena izy.Monina eto Saint-... plus
Araka ny nampanantenaina dia nifampiresaka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny G.A.T.T. izahay, Groupe Tsidika izay fantatry ny maro amin'ny famoahana... plus
Nampitolagaga ireo nanatrika ny Festival Jerijery tao Vavatenina (Faritra Analanjirofo) ny fahaiza-manao ananan’i Jean Chrys, lehiben’ny tarika JB... plus
Maro amintsika no efa nahita ny “Groupe Tsidika” na tamin’ny fahitalavitra na re amin’ny fandraisam-peo, amin’ny alalan’ny kapila isan-karazany... plus
HAMILTON,de son vrai nom FORTUNE MARCEL, enfant né de la campagne au nord de la grande île Malgache en 1972 , rêvait de dévoiler l'existence de sa... plus