Tapatapany

Mpianatra romena 16 no namoy ny aina tao Verona, Italia avaratra, ny alin'ny 20 janoary lasa teo, raha niharan-doza ka nirehitra mihitsy ny fiarabe... plus
Dia nohavaozina androany izany ny vaovao.org. Misaotra antsika izay mpankafy hatrany.plus
Teo am-panomanana rakikira vaovao i George Michael raha nindaosin'ny fahafatesana tamin'ny volana desambra iny. " Misy hira iray tena nifantohany... plus
Nihofahofa nanomboka omaly ao amin'ny masoivohom-pirenena amerikana eny Antehiroka, Antananarivo ny saina miloko avana, taorian'ny vono-olona... plus
Nodimandry teo amin'ny faha 57 taonany ny alakamisy 21 aprily 2016 teo i Prince izay mpihira nanan-danja lehibe teo amin'ny tantaran'ny mozika. Nanao... plus
Efa elaela no nahenoana ny sarimihetsika Wrong Connection fa amin'izao dia navoakan'ny mpanatontosa azy tamin'ny Youtube izy ary azon'ny rehetra... plus
Niseho tamin'ny takelaka rosiana iray tamin'iny herinandro lasa iny fa nisy kaonty Google maherin'ny 5 tapitrisa no fantatra ny tenimiafina ao aminy... plus
Nianjera vokatry ny andro ratsy tamin'ny 13 aogositra 2014 lasa teo ny fiaramanidina manokana nitondra an'i Eduardo Campos, izay kandidà natolotry ny... plus
Nanaitra tokoa ny nahita ny nahatongavan'ny tafika hanampy ireo mpitandro filaminana ao amin'ny tananan'i Ferguson, Missouri any Etazonia tamin'ny... plus
Nandritra ny dia tamin'ny fiverenan'ny Papa Fransoà avy any Korea atsimo dia nanao valandresaka ho an'ny mpanao gazety teny ambony fiaramanidina... plus