Tapatapany

Nanomboka tamin'ny 20 aprily teo dia noraran'ny Fitsarana Faratampony ao Moscou ny antokom-pinoana Vavolombelon'i Jehovah ao Russie noho izy heverina... plus
Tsy mba natao ho an'ireo saro-panina ity dobo filomanosana ao amin'ny Market Square Tower ao Houston (Texas) ity. Eny amin'ny rihana faha-42 no misy... plus
Nandritra ny vaovao an-tsary tao amin'ny IBC24 , fahitalavitra tsy miankina any Chhattisgarh (India), i Supreet Kaur no nandray ny vaovaon'ny lozam-... plus
Tantaran'ireo ankizy mitozo mianatra ny dihy klasika ao Kibera, faritra atsimon'i Nairobi, renivohitr'i Kenya izy ity. Ny hahalalana an'i Kibera dia... plus
Na dia ny "La Marseillaise" aza no nanakoako tany Sofia, renivohitr'i Bulgarie, dia mbola mirehareha hatrany isika Malagasy satria dia Tiavo... plus
Avo sady lava indrindra raha samy trano mijoalajoala ity kasain'i Ioannis Oikonomou, mpanorin-trano sady mpanorina ny Oiio Studio ity. Hanana endrika... plus
Efa notontosain'i Tsilavina Ralaindimby tamin'ny taona 2015 ity horonampeo ity, ary nohatsarainy amin'izao fankalazana ny faha-70 taonan'ny "29... plus
Tany Hong Kong no niseho ny tantara : raha mbola nihaminkamina toy ny mahazatra, niandry ny hahatongavana eny amin'ny rihana ambony ny olona dia... plus
Ary satria tsy voararan'ny lalàna ny fifohana zava-mahadomelina ao Washington nanomboka tamin'ny 2015 dia nanapa-kevitra hanao fanandramana hafakely... plus
Raha " Haka " no mahazatra ny maro raha hanome voninahitra farany olona tsongoim-bolo na nahavita be tamin'ny fiaraha-monina, dia tamin'ny " twerk "... plus