Tapatapany

Tamin'ny alalan'ny siokam-boronkeliny no nampahafantaran'i Cristiano Ronaldo an'izao tontolo izao ny fahatongavan'izy mianadahy kambana, i Mateo sy... plus
Lasa gorisagorisa sisa no niafaran'ny fifaninana soavaly vý tao Le Mans androany 21 mey, raha vao fihodinana voalohany fotsiny, noho ny menaka... plus
Mba tandremo ihany ny fanafody na fitaovana ampiasaina raha hanapa-kevitra hanala ny havatsa amin'ny hoditra fa loza ny nahazo an'i Pasuda , tovovavy... plus
Mety tsy hanaitra satria tsy mbola rentsika hoe iza i Ferdinand Monoyer kanefa dia maso maro no efa nosedraina tamin'ny fitaovana noforoniny... plus
Hindenburg dia "dirigeable" lehibe indrindra vitan'ny orinasa alemaina Zeppelin. 240 metatra ny halavany (raha 269 metatra ny halavan'ny sambo... plus
Neken'ny Vatican omaly 4 mey ny martirin'i ramose Lucien Botovasoa , mpampianatra tany Vohipeno, maty niaro ny finoany. Teraka tamin'ny taona 1908... plus
Tonga soa etý an-tany i Dexter, zanak'i Lucy Hellein any Etazonia, ary mbola teny an-tànany ny fitaovana fanabeazana aizana nampiasain-dreniny, irony... plus
Tao Emory, Texas ity tantara. Niaiky an’i Duston Holloway daholo ihany ny mpiseran’ny aterineto fa voafehiny ny hatezerany raha nody tao an-trano izy... plus
Hofany herintaona no fanomezana natolotry ny Papa François ho an'ny Fikambanana iray mikarakara ampahan'ny morom-dranomasina iray eny Focene, tsy... plus
Tamin'ny 23 aprily lasa teo no nitsoka ny laboziany voalohany i Kalani sy Jarani , kambana mirahavavy fa tsy mitovy fihodirana mipetraka any Illinois... plus