Tapatapany

Maro karazana tokoa ny aretina fa misy koa ny tsy mahavoa afa-tsy olona vitsy dia vitsy eran-tany, toy ny mahazo ny hoditr'i Niah Selway , tovovavy... plus
Ambohipihaonan'ireo namana.serasera.org teny Ampanataovana, Ambohidratrimo , tamin'ny sabotsy 2 martsa 2019 teo. Iny fambolen-kazo iny no tontosa dia... plus
Ny fanjakana italianina raha manitatra ny toerana fijanonan'ny fiara ho andoavam-bola, dia misy fiangonana iray kosa ao Roma nahita hevitra hafa. Tsy... plus
Nodimandry tamin'ny faha-101 taonany i Mary Ellis, isan'ny vehivavy anglisy nanamory fiaramanidina mpiady, indrindra ny Spitfire , nandritra ny Ady... plus
Nandritra ny Vavaka ho an'i Masina Maria Mpanjavavin'ny Lanitra tamin'ny alahadin'ny Pantekoty no nanoloran'ny Papa Ray Masina ny anaran'ireo... plus
Mbola vao 9 volana i Justin no lavo tany Iraq, teo am-panompoana tanindrazana ny rainy, Jonathan Rozier, nefa dia mbola niresaka tamin'i Jessica... plus
Turkia : voasazy tsy mahazo manatrika lalao ao an-kianja mandritra ny herintaona ity ranamana mpanohana ny Denizlispor ity. Saingy tsy tantiny ny tsy... plus
Tsy angano fa tena misy, ary aty amin'ny taona roa arivo, ny tantaran'i Laura Scheel, zaza indianina natsangana sy Matt Grodsky, amerikana, monina ao... plus
Fanomezam-boninahitra farany nataon'ny tanànan'i Utrecht (Olanda) ho an'i Tim Bergling, na i Avicii , mpanakanto sady dj malaza nodimandry tampoka... plus
12 taona lasa izay no nanasarahana an'i Abbigail sy Isabelle, kambana mirahavavy nitambatra teo tamin'ny tratrany. Mbola mahatsiaro ny tebitebiny sy... plus