Tapatapany

Afaka 4 andro dia ho feno dimy taona ny fametraham-pialana nataon'i Papa Benoit XVI tsy hitondra ny Eglizy katolika intsony. Taorian'izay dia... plus
Mampalahelo ny tantaran'i Nigel, fa maty irery toy ny naha-irery azy tao amin'ny Nosy Mana nandritra ny dimy taona. Ny nosy Mana, nosy tsisy mponina... plus
Tany amin'ny taona 2012 no niaingan'ity raharaha ity tany Lituanie raha nampiasain'i Robert Kalinkin tamin'ny peta-drindrina i Jesoa sy Maria tamin'... plus
Sangisangy iray nahatsikaiky ity nitranga tany Montreal, Canada, ity. Noho ny habetsahan'ny ranomandry nilatsaka tany avaratra be tany tato ho ato... plus
Izao no vokatry ny hafainganam-pandeha diso tafahoatra. Tany Santa Ana, Californie, no nitranga ny loza. Rehefa diso nirimorimo loatra ilay fiara ka... plus
Tovovavy tailandezy 18 taona i Supatra Sasuphan, na i Nat ho an'ireo namany akaiky. Taizan'ny " aretin'i Ambras " izy, izay antsoina ihany koa hoe "... plus
Philippines no tena mpamokatra ny abaca , na ny Musa Textilis amin'ny anarany siantifika raha toa ka Musa Paradisiaca ny fiantso ny akondro mahazatra... plus
" Manohitra ny fankahalana amin'ny fitiavana sy ny fahaiza-mamorona, hoy i Ibo Omari sy ny fikambanany, "Die kulturellen Erben" , mampita hafatra... plus
Hafakely ny nankalazan'i Google ny faha 50 taonan'ny fandrindrana kajin'ny ankizy amin'ny informatika. Tamin'ny doodle, na kisarisary, izay... plus
Tsy vazivazy fa tena izy. Noho ny tsy fahampian'ny toerana hahafahana manamboatra lalambý any Chongqing​, tanàna any atsimo-andrefan'i Chine dia... plus