Vaovao hafa

Avo sady lava indrindra raha samy trano mijoalajoala ity kasain'i Ioannis Oikonomou, mpanorin-trano sady mpanorina ny Oiio Studio ity. Hanana endrika...plus
Efa notontosain'i Tsilavina Ralaindimby tamin'ny taona 2015 ity horonampeo ity, ary nohatsarainy amin'izao fankalazana ny faha-70 taonan'ny "29...plus
Tany Hong Kong no niseho ny tantara : raha mbola nihaminkamina toy ny mahazatra, niandry ny hahatongavana eny amin'ny rihana ambony ny olona dia...plus
Ary satria tsy voararan'ny lalàna ny fifohana zava-mahadomelina ao Washington nanomboka tamin'ny 2015 dia nanapa-kevitra hanao fanandramana hafakely...plus
Raha " Haka " no mahazatra ny maro raha hanome voninahitra farany olona tsongoim-bolo na nahavita be tamin'ny fiaraha-monina, dia tamin'ny " twerk "...plus
Angamba rehefa madiditra dia mba mila asiana "fivoahana raha misy loza" ihany ny trano fa raha sendra ny nahazo an-dranamana ity dia tena lafolafo...plus
Tamin'ny fiandohan'ny volana mars teo dia nanao fanamby i Mélanie Ségard fa raha mahatratra 100.000 ny mpanaraka ny pejiny " Mélanie peut le faire "...plus
Mety tsy hampino ny tantaran'izy mianaka : i Erica, ilay reny teo aloha nivadika ho lehilahy ary i Corey ilay zanakalahy niova ho vehivavy. Any...plus
Araka ny nolazainy tao amin'ny rindriny ao amin'ny Facebook dia miandry mpantsaka rano ry Mark Zuckerberg mianakavy. Fomba fiteny ho an'ny miandry...plus
Any avaratr'i Amerika no miseho ny tantara. Nahatsapa ity ramatoa iray, izay efa misotro ronono, ary efa mihinana atody koa angamba, fa tsy...plus
Ho maro indray ny vontom-pinoana tohina amin'ity kivindro ity Alika, irony antsoina hoe schnauzer irony, i Carmelo. Ny Proyecto Narices Frias,...plus
Ao anatin'ny mason'ny rivodoza Enawo tanteraka Antananarivo ny andron'ny 8 marsa. Efa nanomboka ny 6 marsa no nitondra oram-be tao Antananarivo ity...plus
Efa mpitranga ihany ny mody adala sy manao fanahy iniana tsy mandoa vola rehefa lany ny sakafo any amin'ny hotely fisakafoanana ireny. Fa ity indray...plus
Efa elaela ihany ity sary ity no nalain'ny mpianatra iray avy any Guinée monina ao New York, fony nafana dia nafana ny fampielezan-kevitra tamin'ny...plus
Vaovao mampalahelo avy any Liberia : nanampy betsaka ireo tratran'ny areti-mifindra "Ebola" sy tena nanome tànana ireo mpitsabo ao amin'ny "Médecin...plus
Tany amin'ny taona 1995 no nifandraisan'i Père Pedro voalohany tamin'ny Fikambanana MAP - Monaco Aide et Présence , ary nanomboka teo dia be ny...plus
Efa tamin'ny 23 febroary teo no nanomboka namoaka setroka sy ranoka i Etna, volkano any atsimon'i Italia any, fa omaly 28 febroary tamin'ny 6 ora...plus
Ity vao tonga amin'ilay fitenin'ny tanora hoe "disodiso tsy mahamôro". Tena nifandiso tokoa ny valopy tamin'ny lanonana lehibe fizarana ny "Oscar ho...plus
Efa natsidika teto ihany ity vaovao ity hoe hamerina an-tsehatra ny Nokia 3310 ny HDM Global . Ka dia toy izao izany izy amin'ny endriny vaovao :...plus
via GIPHY Malagasy mamiratra eo amin'ny taranja MMA no nivoaka ho mpandresy tamin'ny fiadiana ny ho tompondaka tamin'ny fifanintsanana MMA Bellator...plus