Ny alatsinainy 7 novambra, feno EMMO-REG ny tao anatin'ny biraon'ny Voirie Toamasina toeram-pitokonan'ireo mpiasan'ny kaominina mitaky ny fialan'ny...
Last News
Notontosaina tao amin’ny kianja malalaky ny CRJS Toamasina ny lanonana fanamarihana ny faha-75 taonan’i Amiraly Ratsiraka. Delegasionina mafonja avy...
Miala any ny didy fampisamborana anay, hoy Solofo mpitarika ny fitokonan’ny mpiasan’ny kaominina Toamasina, izay tafaresaka taminay ny marainan’ny...
Isan-taona, na fony izy teto an-tanindrazana na efa izy tany ampita, tsy manadino ny datin’ny 4 novambra ireo mpikatroka Arema Toamasina. Tato anatin...
Tsy fahombiazana hatrany no hita amin’ny paikady ataon’ny Filohan’ny Delegasionina manokan’ny Kaominina Toamasina amin’ny ho fandravana ny fitokonan’...
Araka ny nampanantenaina dia nifampiresaka tamin'ireo mpikambana ao amin'ny G.A.T.T. izahay, Groupe Tsidika izay fantatry ny maro amin'ny famoahana...
Nampitolagaga ireo nanatrika ny Festival Jerijery tao Vavatenina (Faritra Analanjirofo) ny fahaiza-manao ananan’i Jean Chrys, lehiben’ny tarika JB...
Saika ahitana tanety mirehitra daholo ny manamorona an’iny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka ary ny lalam-pirenena...
Nifanitsakitro ireo olona tao Toamasina nihazo ireo fasan-drazana nandritra ny andron’ny 1 novambra. Fanadiovana sy fanaterana mari-pahatsiarovana...
Tsy mbola mivaha ny olana eo anivon’ny kaominina Toamasina renivohitra mahakasika indrindra ny fitokonan’ireo mpiasa ao aminy. Vao mainka hiha...