Last News

Saika ahitana tanety mirehitra daholo ny manamorona an’iny lalam-pirenena faha-44 mampitohy an’i Moramanga sy Ambatondrazaka ary ny lalam-pirenena...
Nifanitsakitro ireo olona tao Toamasina nihazo ireo fasan-drazana nandritra ny andron’ny 1 novambra. Fanadiovana sy fanaterana mari-pahatsiarovana...
Tsy mbola mivaha ny olana eo anivon’ny kaominina Toamasina renivohitra mahakasika indrindra ny fitokonan’ireo mpiasa ao aminy. Vao mainka hiha...
Tence Mena anisan'ireo nanafana ny lanonana Nikatona ny alahady 30 oktobra lasa teo ny Festival Jerijery Vavatenina andiany faha-10. Naharitra 5...
Olona roa no efa matin’ny aretina hamorotan’alika tany amin’ny distrikan’i Fenoarivo-Atsinanana Faritra Analanjirofo ny herinandro lasa teo. Nahitana...
Commune rurale Miarinarivo, anatin'ny distrikan’i Vavatenina, Faritra Analanjirofo. Miisa 29.759 ny mponina ao an-toerana ary 27 km monja miala an'i...
Nasiaka ireo avy ao ankolafy telo Toamasina mahakasika ny fanendrena Praiminisitra farany teo. Ny asabotsy 29 oktobra lasa teo, nifamotoana tao amin’...
Ny alarobia 26 oktobra lasa teo no vita tanteraka ny fampihavanana an’ireo mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Toamasina. Manoloana ireo feo mbola...
Omer Beriziky izany no (nasaina) notendren'i Andry Rajoelina ho Praiminisitra rehefa avy nifampidinika tamin'ny SADC nandritra ny adin'ny enina izy...
Rehefa nohamarinin’ny Ministeran’ny ati-tany ireo vazaha monina sy miasa ao Toamasina, fantatra fa maherin’ny 4.000 ireo tsy manana taratasy ara-...